Introduction
30052008
FANAMBARANA
(REVELATION)
NA / (OU)
APOKALYPSY
(APOCALYPSE)
Teny : (Malagasy)
Ny Fanambaran’i Jesosy Kristy izay nomen’ Andriamanitra Azy, mba hasehony amin’ny mpanompony izay zavatra tsy maintsy ho tonga fahaingana ; ary naniraka ny anjeliny Izy hanambara amin’i Jaona mpanompony.
Sambatra izay mamaky sy mihaino ny tenin’ity faminaniana ity ka mitandrina izay voasoratra ato anatiny; fa antomotra ny andro.
Izaho no Alfa sy Omega, hoy ny Tompo Andriamanitra, Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy, dia ny Tsitoha.
Indro Izy avy amin’ny rahona; ary ny maso rehetra hahita azy, na dia izay nandefona Azy aza; ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin’ny tany. Eny, Amena
Langue: (Française)
Révélation de Jésus Christ, que Dieu lui a donnée pour montrer à ses esclaves les choses qui doivent arriver bientôt ; et il l’a signifiée, en l’envoyant par son ange, à son esclave Jean qui a rendu témoignage de Jésus Christ, [de] toutes [les] choses qu’il a vues.
Bienheureux celui qui lit et ceux qui entendent les paroles de la prophétie et qui gardent les choses qui y sont écrites, car le temps est proche !
Moi, je suis l’alpha et l’oméga, dit le Seigneur Dieu, celui qui est, et qui était, et qui vient, le Tout-puissant.
Voici, il vient avec les nuées, et tout œil le verra, et ceux qui l’ont percé ; et toutes les tribus de la terre se lamenteront à cause de lui. Oui, amen !!
Catégories : Non classé